- 
	                        
            
            Eksodosy 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        15 Mafy loha i Farao tamin’izay ka tsy nety nandefa antsika.+ Dia novonoin’i Jehovah ny lahimatoa rehetra tany Ejipta,+ dia ny lahimatoan’ny olona sy ny voalohan-teraky ny biby.+ Koa izany no antony hanaovako sorona ny lahy voalohan-teraka rehetra mba ho an’i Jehovah.+ Fa izay lahimatoa amin’ny zanako kosa avotako.’+ 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Salamo 136:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        10 Misaora an’Ilay namely an’i Ejipta ka namono ny lahimatoany:+ Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+ 
 
-