FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Izay nataon’i Jehovah tamiko fony aho nivoaka avy tany Ejipta no anton’izao.’+

  • Deoteronomia 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.

  • Josoa 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 mba ho famantarana eo aminareo.+ Ary raha manontany ny zanakareo indray andro any, hoe: ‘Fa maninona ireo vato ireo no napetrakareo eo?’,+

  • Salamo 78:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Amin’izay dia hahalala izany ny taranaka ho avy, dia ny zaza mbola hateraka,+

      Ka hitsangana hitantara izany amin’ny zanany izy ireo,+

  • Salamo 145:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hidera ny asanao ny taranaka fara mandimby.+

      Ary ny asanao lehibe no hambaran’izy ireo.+

  • Efesianina 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara