FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ry anjely nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra,+ tahio ireto zaza ireto.+

      Ary aoka hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,+

      Ary aoka hitombo maro be eto ambonin’ny tany izy ireo.”+

  • Eksodosy 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+

  • Nomery 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nitaraina tamin’i Jehovah izahay+ tamin’ny farany. Dia nihaino ny feonay izy, ka naniraka anjely+ sy nitondra anay nivoaka avy tany Ejipta. Koa indreto izahay eto Kadesy, tanàna eto an-tsisin’ny taninao.

  • Joda 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara