21 Ary nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka nitari-dalana azy tao anatin’ny andry rahona nandritra ny andro,+ sady nanazava azy tao anaty andry afo nandritra ny alina, mba handehanan’izy ireo andro aman’alina.+
12 Fa tsy hisahotaka ianareo rehefa hivoaka avy ao, ary tsy handositra rehefa handeha.+ Fa i Jehovah no handeha eo alohanareo,+ ary ilay Andriamanitry ny Israely no ho vodilaharana mpiaro anareo.+