FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Renay mantsy ny fomba nandritan’i Jehovah ny ranon’ny Ranomasina Mena teo anoloanareo, rehefa nivoaka avy tany Ejipta ianareo.+ Renay koa ny nanaovanareo ny mpanjaka roan’ny Amorita teny ampitan’i Jordana, dia i Sihona+ sy Oga,+ izay naringanareo tanteraka.+

  • Salamo 66:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Novany ho tany maina ny ranomasina.+

      Nandeha an-tongotra niampita ny renirano izy ireo.+

      Teo dia niravoravo taminy izahay.+

  • Salamo 106:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Koa noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, dia ritra tsikelikely.+

      Nampandehaniny namakivaky rano lalina toy ny mamakivaky tany efitra izy ireo,+

  • Salamo 114:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Nahita izany ny ranomasina ka nandositra,+

      Ary niverin-dalana ny Reniranon’i Jordana.+

  • Isaia 51:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy ianao ve no nandritra ny ranomasina, dia ny rano lalina be?+ Tsy ianao ve no nanao ny ranomasina lalina ho lalana hiampitan’ireo navotana?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara