FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia natsotran’i Mosesy teo ambonin’ny ranomasina ny tanany.+ Ary rivo-mahery avy any atsinanana, izay nitsoka nandritra ny alina manontolo, no nentin’i Jehovah nampihemotra ny ranomasina. Dia novany ho tany maina ny fanambanin’ny ranomasina,+ ka nisaraka ny rano.+

  • Salamo 77:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita anao ny rano, Andriamanitra ô,

      Eny, nahita anao ny rano ka nanaintaina mafy.+

      Nisamboaravoara koa ny rano lalina.+

  • Salamo 106:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Koa noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, dia ritra tsikelikely.+

      Nampandehaniny namakivaky rano lalina toy ny mamakivaky tany efitra izy ireo,+

  • 1 Korintianina 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa teo ambanin’ny rahona+ avokoa ny razantsika, ary namakivaky ny ranomasina+ izy rehetra,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara