FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy koa i Samoela tamin’ny vahoaka: “I Jehovah no vavolombelona nampiasa an’i Mosesy sy Arona, sady nitondra ny razanareo niakatra avy tany Ejipta.+

  • Salamo 105:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nirahiny i Mosesy mpanompony+

      Sy Arona izay nofidiny.+

  • Isaia 63:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nahatsiaro ny andro fahiny ny olony sady nahatsiaro an’i Mosesy mpanompony, ka niteny hoe: “Aiza Ilay nitondra azy ireo niakatra avy tany an-dranomasina,+ niaraka tamin’ny mpiandry ny andian’ondriny?+ Aiza Ilay nametraka tao aminy ny fanahiny masina?+

  • Asan’ny Apostoly 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hitako tokoa ny fampahoriana ny oloko any Ejipta,+ ary efa reko ny fitarainany+ ka nidina hanafaka azy aho.+ Koa avia ianao hirahiko ho any Ejipta.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara