Levitikosy 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+ Ohabolana 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia ho faty ny jirony rehefa eo am-pototry ny haizina.+ Ohabolana 30:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misy taranaka manozona ny rainy sady tsy manaja an-dreniny.+ Ohabolana 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery. Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+
9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+