Eksodosy 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Izay manozona ny rainy sy ny reniny, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+ Levitikosy 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+ Deoteronomia 27:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Marka 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nilaza, ohatra, i Mosesy hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+
9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
10 Nilaza, ohatra, i Mosesy hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+