Salamo 37:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy mamerina,+Fa ny olo-marina kosa miantra ka manao fanomezana.+ Ohabolana 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny mpanankarena no mifehy ny mahantra,+ ary izay misambo-bola dia mpanompon’ilay mampisambotra.+
21 Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy mamerina,+Fa ny olo-marina kosa miantra ka manao fanomezana.+