22 “Ankalazao ny fetin’ireo herinandro, ka atero ny voaloham-bokatra amin’ny varimbazaha.+ Ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona.+
9 “Manisà fito herinandro, ka manomboka amin’ny fotoana voalohany ampiasana ny antsy fijinjana mba hijinjana ny vokatra eny an-tsaha no hanisanao izany.+