FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hitan’izy ireo voasoratra tao amin’ilay lalàna ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy,+ hoe tokony hipetraka ao anaty trano rantsankazo+ ny zanak’Israely mandritra ny fety amin’ny volana fahafito.+

  • Nehemia 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nandeha naka izany ny olona ka samy nanao trano rantsankazo teny an-tampon-tranony+ sy teny an-tokotaniny, sy teny an-tokotanin’ny+ tranon’Andriamanitra, sy teny amin’ny tany malalaka+ tandrifin’ny Vavahadin-drano+ sy ny tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin’i Efraima.+

  • Nehemia 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nanao trano rantsankazo sy nipetraka tao amin’ireny ny fiangonana manontolo, izany hoe ireo nody avy any amin’ny fahababoana. Ary nisy fifaliam-be tokoa,+ satria mbola tsy nanao toy izany ny zanak’Israely hatramin’ny andron’i Josoa zanak’i Nona,+ ka hatramin’io andro io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara