FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ao anaty trano rantsankazo no hipetrahanareo fito andro.+ Ary hipetraka ao anaty trano rantsankazo ny teratany rehetra eo amin’ny Israely,+

  • Deoteronomia 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Fito andro no hankalazanao ny fetin’ny trano rantsankazo,+ rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao ianao.

  • Zakaria 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema,+ dia hiakatra isan-taona+ hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ sy hankalaza ny fetin’ny trano rantsankazo.+

  • Jaona 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Akaiky anefa ny fetin’ny Jiosy, izany hoe ny fetin’ny tranolay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara