1 Tantara 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hisy zazalahy+ haterakao, ary ho tia fihavanana izy. Hataoko mandry feizay izy eo anivon’ny fahavalo rehetra manodidina azy,+ satria Solomona*+ no ho anarany. Ary hataoko miadana+ sy milamina ny Israely amin’ny androny. Salamo 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+ Hagay 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ho lehibe kokoa ny voninahitr’ity trano ity raha oharina amin’ilay taloha’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “‘Ary eto amin’ity toerana ity no hanomezako fiadanana’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.” Filipianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataovy hatrany ireo zavatra nianaranareo sy nekenareo sy renareo ary hitanareo tamiko.+ Ary ho aminareo ilay Andriamanitry ny fiadanana!+
9 Hisy zazalahy+ haterakao, ary ho tia fihavanana izy. Hataoko mandry feizay izy eo anivon’ny fahavalo rehetra manodidina azy,+ satria Solomona*+ no ho anarany. Ary hataoko miadana+ sy milamina ny Israely amin’ny androny.
9 “‘Ho lehibe kokoa ny voninahitr’ity trano ity raha oharina amin’ilay taloha’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “‘Ary eto amin’ity toerana ity no hanomezako fiadanana’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”
9 Ataovy hatrany ireo zavatra nianaranareo sy nekenareo sy renareo ary hitanareo tamiko.+ Ary ho aminareo ilay Andriamanitry ny fiadanana!+