FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hotetehiny ny ao ankavanana nefa ho noana ihany izy, ary hohaniny ny ao ankavia nefa tsy ho voky izy.+ Samy hihinana ny nofon-tsandriny izy ireo,+

  • Mika 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hihinana ianao nefa tsy ho voky, ary mbola ho noana ihany ianao.+ Hafindranao ny fanananao nefa tsy ho voatahirinao. Ary izay voatahirinao aza dia hatolotro ho an’ny sabatra.+

  • Hagay 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara