Levitikosy 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa hihinana ny nofon’ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy ianareo.+ Deoteronomia 28:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy hisy homeny amin’ny nofon-janany izay hohaniny mantsy ireo, satria tsy manana na inona na inona intsony izy, fa latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao rehetra.+
55 Tsy hisy homeny amin’ny nofon-janany izay hohaniny mantsy ireo, satria tsy manana na inona na inona intsony izy, fa latsaka an-katerena sady tra-pahoriana noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ao amin’ny tanànanao rehetra.+