FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+

  • 2 Tantara 36:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nentin’Andriamanitra niakatra namely azy ireo ny mpanjakan’ny Kaldeanina,+ izay namono ny zatovon’izy ireo tamin’ny sabatra+ tao amin’ny toerana masina.+ Tsy nisy nananany antra, na ny tovolahy na ny virjiny, na ny antitra na ny osa.+ Natolotr’Andriamanitra teo an-tanany daholo ny zava-drehetra.

  • Nehemia 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika? Rava ilay tanàna+ misy ny fasan-drazako,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+

  • Isaia 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Lao ny taninareo,+ kilan’ny afo ny tanànanareo,+ ary lanin’ny hafa firenena+ eo imasonareo ny vokatry ny taninareo.+ Eny, lao ny taninareo, toy ny hoe noravan’ny hafa firenena.+

  • Jeremia 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Niakatra toy ny liona avy tao anaty kirihitra izy,+ ary efa an-dalana ilay handrava an’ireo firenena.+ Nivoaka avy tao amin’izay nisy azy izy mba hahatonga ny taninao higagan’ny olona. Ho rava ny tanànanao ka tsy hisy mponina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara