18 Ary dory eo ambony alitara ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana+ ho an’i Jehovah izany, ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.
9 Fa ny tsinainy+ sy ny ranjony kosa hosasana amin’ny rano. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara ilay biby manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah.