9 “Aza mamafy voa roa karazana+ eo amin’ny tanimboalobokao, sao alaina ho an’ny toerana masina daholo ny vokatra avy amin’ny voa afafinao sy ny vokatry ny tanimboalobokao.
29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+