Levitikosy 27:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa tonga ny Jobily ka afaka teo an-tanan’ilay olona nividy azy ilay tany, dia ho masina eo anatrehan’i Jehovah, satria tany voatokana ho zava-masina.+ Dia ho lasa fananan’ny mpisorona ilay izy.+ Nomery 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ho anao izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+
21 Rehefa tonga ny Jobily ka afaka teo an-tanan’ilay olona nividy azy ilay tany, dia ho masina eo anatrehan’i Jehovah, satria tany voatokana ho zava-masina.+ Dia ho lasa fananan’ny mpisorona ilay izy.+