FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+

  • Genesisy 46:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Naterak’i*+ Jakoba daholo izay* rehetra niaraka taminy nankany Ejipta, afa-tsy ny vadin’ireo zanany lahy. Enina amby enimpolo izy* rehetra.

  • Ezekiela 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara