- 
	                        
            
            Mpitsara 16:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
30 Dia hoy i Samsona: “Aoka hiara-maty amin’ny Filistinina aho.”*+ Dia nanezaka mafy niondrika izy, ka nirodana teo amin’ireo andriana mpiray dina sy ny olona rehetra tao anatiny, ilay trano.+ Ary ny maty izay novonoin’i Samsona tamin’ny andro nahafatesany dia be lavitra noho izay novonoiny nandritra ny fahavelomany.+
 
 -