FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary izao no tantaran’i Jakoba:

      Rehefa fito ambin’ny folo taona i Josefa,+ dia niara-niandry ondry tamin’ny rahalahiny izy.+ Niaraka tamin’ny zanakalahin’i Bilaha+ sy ny zanakalahin’i Zilpa+ vadin-drainy izy, satria mbola zaza. Ary notantarainy tamin-drainy ny ratsy nataon’ny rahalahiny.+

  • 1 Samoela 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy+ tsara mihitsy, anaka, ny tatitra reko aelin’ny olon’i Jehovah.+

  • Estera 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Farany dia hita voasoratra tao ny tatitra+ nataon’i Mordekay momba an’i Bigtana sy Taresy, tandapan’ny+ mpanjaka sady mpiandry varavarana, izay nitady hamono an’i Ahasoerosy Mpanjaka.

  • Ohabolana 29:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Mankahala ny tenany ny olona miray tsikombakomba amin’ny mpangalatra.+ Nandre fianianana misy ozona izy, nefa tsy milaza na inona na inona.+

  • 1 Korintianina 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa nisy avy amin’ny ankohonan’i Kloa nilaza+ tamiko ny momba anareo, ry rahalahiko, fa misy tsy fifanarahana, hono, eo aminareo.

  • 1 Korintianina 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara