Levitikosy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy. 1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+
5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy.
5 Re fa misy fijangajangana+ eo aminareo, ary fijangajangana tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Re tokoa fa misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny vadin-drainy.+