7 Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, eo anatrehan’i Jehovah, ka havela ny helony, na inona na inona mety ho nataony ka nahameloka azy.”
17 Koa tsy maintsy tonga tahaka an’ireo “rahalahiny” izy tamin’ny lafiny rehetra,+ mba ho tonga mpisoronabe mamindra fo sy mendri-pitokisana raha ny amin’ny zavatra momba an’Andriamanitra,+ ka hanolotra sorona fampihavanana+ noho ny fahotan’ny olona.+