FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Sahala amin’ny nataony tamin’ny omby natao fanatitra noho ny ota ihany no hataony amin’ity omby ity. Izany no fomba hanaovany azy. Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotan’ny+ vahoaka, ka havela ny helony.

  • Levitikosy 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hatolony ho fanatitra dorana kosa ilay vorona anankiray, ka hataony araka ny efa fanao.+ Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotany, ka havela ny helony.+

  • Levitikosy 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hitondra ondrilahy tsy misy kilema any amin’ny mpisorona izy, ho fanatitra noho ny heloka.+ Ho araka izay tombam-bidy takin’ny mpisorona ny vidin’ilay ondry. Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona noho ny fahadisoana nataony tsy nahy, eny fa na tsy fantany aza izany, ka havela ny helony.+

  • 1 Jaona 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa raha mandeha ao amin’ny mazava kosa isika, tahaka azy izay ao amin’ny mazava,+ dia tena manan-javatra iombonana isika rehetra,+ ary ny ran’i+ Jesosy Zanany no manadio+ antsika ho afaka amin’ny ota rehetra.+

  • 1 Jaona 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara