FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary ataovy ireto fitaovana ho an’ny alitara ireto: Fitoeran-davenona hanesorana ny lavenona feno menaka, lapelina, vilia baolina, fitrebika, ary fitondrana afo. Ataovy varahina daholo ireo.+

  • Levitikosy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hesoriny ny takorobabony mbamin’ny volony ka hatsipiny eo atsinanan’ny alitara, eo amin’ny toeran’ny lavenona feno menaka.+

  • Levitikosy 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 izany hoe ilay omby manontolo, dia hasainy avoaka eny an-tsisin-toby+ ho eo amin’ny toerana madio fandrarahana ny lavenona feno menaka.+ Ary hodorany eo ambony kitay ilay omby.+ Eo amin’izay andrarahana ny lavenona feno menaka no handoroana azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara