Levitikosy 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hesoriny ny fitafiany+ ka hosoloany hafa. Dia havoakany ho eny amin’ny toerana madio, eny ivelan’ny toby, ny lavenona feno menaka.+
11 Ary hesoriny ny fitafiany+ ka hosoloany hafa. Dia havoakany ho eny amin’ny toerana madio, eny ivelan’ny toby, ny lavenona feno menaka.+