9 “‘Ary hanangona ny lavenon’ilay+ ombivavy ny lehilahy iray madio, ka hametraka izany eo amin’ny toerana iray madio any ivelan’ny toby. Dia hotehirizina ho an’ny zanak’Israely ny lavenona, mba hampiasaina ho amin’ny rano fanadiovana.+ Fanatitra noho ny ota ilay ombivavy.