FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Ary hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona, ka hanala ireo fitafiana vita amin’ny lamba rongony izay nanaovany tamin’izy niditra tao amin’ny toerana masina, ary hametraka izany ao.+

  • Ezekiela 44:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa mivoaka ho any amin’ny tokotany ivelany izay misy ny vahoaka izy ireo, dia hesoriny ny fitafiana nentiny nanompo+ ka hapetrany ao amin’ny efitra masina fisakafoana.+ Dia hanao fitafiana hafa izy ireo, sao hanjary ho masina ny vahoaka raha mbola eny aminy ireny fitafiany ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara