Levitikosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitondra vainafo ho eo ambony alitara+ ireo mpisorona zanakalahin’i Arona, ka handahatra kitay eo ambony afo.+ Levitikosy 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah. Nehemia 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+
7 Hitondra vainafo ho eo ambony alitara+ ireo mpisorona zanakalahin’i Arona, ka handahatra kitay eo ambony afo.+
5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah.
31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+