3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+
11 Hovonoina eo avaratry ny alitara, eo anatrehan’i Jehovah, izany. Ary hafafy eo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra,+ ka ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hanao izany.