Levitikosy 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia novonoin’i Arona ny fanatitra dorana. Ary natolotr’ireo zanany lahy azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ireo lafin’ny alitara.+ 2 Tantara 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa novonoina+ ny omby, ary nalain’ireo mpisorona ny ra+ ka nafafiny+ teo amin’ny alitara. Novonoin’izy ireo koa ny ondrilahy+ ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.+ Dia novonoiny koa ny ondrilahy kely ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.
12 Dia novonoin’i Arona ny fanatitra dorana. Ary natolotr’ireo zanany lahy azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ireo lafin’ny alitara.+
22 Koa novonoina+ ny omby, ary nalain’ireo mpisorona ny ra+ ka nafafiny+ teo amin’ny alitara. Novonoin’izy ireo koa ny ondrilahy+ ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.+ Dia novonoiny koa ny ondrilahy kely ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.