17 Tsy tokony hasiana zavatra misy lalivay izany rehefa hatao ao anaty lafaoro.+ Omeko azy ireo izany ho anjarany avy amin’ny fanatitra atao anaty afo+ aterina ho ahy. Zavatra masina indrindra izany,+ toy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka.