FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary alaivo ny taviny+ rehetra manarona ny tsinainy,+ sy ny taviny eo amin’ny atiny,+ ary ny voa roa mbamin’ny taviny eo amboniny, ka dory eo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+

  • Levitikosy 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin’ilay sorona iombonana.+ Fa ny rambony matavy+ kosa hesoriny manontolo, manomboka eo amin’ny taolan-damosin’ilay ondry. Hesoriny koa ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+

  • Levitikosy 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Izao no lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo, any amin’izay rehetra onenanareo: Aza mihinana tavin-kena na ra+ mihitsy.’”

  • Levitikosy 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Amin’ny taviny rehetra amin’ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ireto avy no hesorin’ny mpisorona: Ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+

  • Levitikosy 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary norasarasainy ilay ondrilahy,+ ka nodorany mba hidona-tsetroka ny lohany sy ny vatany efa voarasarasa ary ny jaborany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara