27 Ary hamasino ny tratrany+ atao fanatitra ahetsiketsika sy ny feny atao anjara masina, eny, ilay fanatitra nahetsiketsika sy ilay fanatitra nalaina avy tamin’ilay ondrilahy natolotra mba hametrahana an’i Arona sy ny zanany ho mpisorona.+
14 Ary hohaninareo ny tratra atao fanatitra ahetsiketsika+ sy ny fe atao anjara masina.+ Ianao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy+ no hihinana izany ao amin’ny toerana madio. Efa nomena ho anjaranao sy ny zanakao mantsy izany, avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny zanak’Israely.
20 Dia hahetsiketsiky* ny mpisorona ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah ireo.+ Zava-masina ho an’ny mpisorona izany, miaraka amin’ny tratran’ilay+ ondrilahy atao fanatitra ahetsiketsika sy ny feny atao fanomezana.+ Mahazo misotro divay+ ilay Nazirita aorian’izany.