FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Izao didy izao no holazainao amin’i Arona sy ny zanany lahy: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra dorana:+ Hatao eo amin’ny fitoeran’afo eo ambony alitara izany, mandritra ny alina ka mandra-maraina. Ary harehitra eo ny afon’ny alitara.

  • Amosa 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha manolotra fanatitra dorana manontolo ho ahy ianareo,+ dia tsy hahafinaritra ahy izany fanatitra atao fanomezana izany,+ ary tsy hojereko akory ny biby nohatavezina ataonareo sorona iombonana.+

  • Marka 12:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary sarobidy lavitra noho ny fanatitra dorana sy ny sorona rehetra ny fitiavana azy amin’ny fo manontolo sy ny fahaiza-misaina manontolo ary ny hery manontolo, sy ny fitiavana ny namana tahaka ny tena.”+

  • Hebreo 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa rehefa tonga teo amin’izao tontolo izao izy, dia nanao hoe: “‘Tsy tianao ny sorona sy ny fanatitra,+ fa nanomana vatana ho ahy ianao.+

  • Hebreo 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy nankasitrahanao koa ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra noho ny ota.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara