Levitikosy 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa hitondra fanatitra noho ny heloka+ izy noho ny nanotany, ka ondrivavy kely na osivavy+ kely no hoentiny ho an’i Jehovah ho fanatitra noho ny ota. Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotany.+ Levitikosy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny heloka:+ Zavatra masina indrindra izany.+
6 Koa hitondra fanatitra noho ny heloka+ izy noho ny nanotany, ka ondrivavy kely na osivavy+ kely no hoentiny ho an’i Jehovah ho fanatitra noho ny ota. Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotany.+