Levitikosy 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra dorana izy, ary horaisina tsara+ izany mba handrakofana ny fahotany.+ Levitikosy 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy,+ ka hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.
4 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra dorana izy, ary horaisina tsara+ izany mba handrakofana ny fahotany.+
4 Dia hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy,+ ka hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.