3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+
25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana+ famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany.+