Levitikosy 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa azony atao ihany ny mihinana ny sakafo natolotra ho an’Andriamaniny, izay avy amin’ny zavatra masina indrindra+ sy ny zavatra masina.+ Levitikosy 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadio izy rehefa milentika ny masoandro, ka mahazo mihinana amin’ny zava-masina aorian’izay, satria sakafony izany.+
22 Fa azony atao ihany ny mihinana ny sakafo natolotra ho an’Andriamaniny, izay avy amin’ny zavatra masina indrindra+ sy ny zavatra masina.+
7 Hadio izy rehefa milentika ny masoandro, ka mahazo mihinana amin’ny zava-masina aorian’izay, satria sakafony izany.+