27 Ary hamasino ny tratrany+ atao fanatitra ahetsiketsika sy ny feny atao anjara masina, eny, ilay fanatitra nahetsiketsika sy ilay fanatitra nalaina avy tamin’ilay ondrilahy natolotra mba hametrahana an’i Arona sy ny zanany ho mpisorona.+
27 Dia napetrany teo amin’ny felatanan’i Arona sy ny zanany lahy ireo rehetra ireo, ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah.+