Levitikosy 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, izay nakana ra+ hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana, mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina. Hodorana kosa ilay fanatitra.
30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, izay nakana ra+ hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana, mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina. Hodorana kosa ilay fanatitra.