FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hakan’ilay mpisorona voahosotra+ ny ran’ilay omby, ka hoentiny ao amin’ny tranolay fihaonana.

  • Levitikosy 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Jereo fa tsy nentina tao amin’ny toerana masina ny rany.+ Tokony ho nohaninareo tao amin’ny toerana masina mihitsy iny fanatitra iny, araka izay nandidiana ahy.”+

  • Levitikosy 16:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Fa hasaina hoentina eny ivelan’ny toby kosa ilay omby sy ilay osilahy izay samy natao fanatitra noho ny ota, rehefa avy nentina tao amin’ny toerana masina ny ran’ireo mba handrakofam-pahotana. Ary hodorana ny hodiny sy ny henany ary ny tainy.+

  • Hebreo 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa rehefa avy nentin’ny mpisoronabe ho ao amin’ny toerana masina ny ran’ny biby, noho ny ota, dia dorana any ivelan’ny toby kosa ny fatiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara