Matio 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita mpirahalahy nandatsaka harato tao an-dranomasina, dia i Simona+ izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny, fa mpanarato ireo. Lioka 24:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary notoloran’ireo sombin-trondro+ natono izy.
18 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita mpirahalahy nandatsaka harato tao an-dranomasina, dia i Simona+ izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny, fa mpanarato ireo.