Marka 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita an’i Simona+ sy Andrea rahalahiny nanipy ny haratony tao an-dranomasina, fa mpanarato ireo.+
16 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita an’i Simona+ sy Andrea rahalahiny nanipy ny haratony tao an-dranomasina, fa mpanarato ireo.+