Matio 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita mpirahalahy nandatsaka harato tao an-dranomasina, dia i Simona+ izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny, fa mpanarato ireo. Lioka 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa tapitra ny teniny, dia hoy izy tamin’i Simona: “Mirosoa any amin’ny lalina, ary alatsaho ny haratonareo+ hahazoanareo trondro!”
18 Rehefa nandeha teny amoron’ny ranomasin’i Galilia izy, dia nahita mpirahalahy nandatsaka harato tao an-dranomasina, dia i Simona+ izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny, fa mpanarato ireo.
4 Rehefa tapitra ny teniny, dia hoy izy tamin’i Simona: “Mirosoa any amin’ny lalina, ary alatsaho ny haratonareo+ hahazoanareo trondro!”