Levitikosy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny olona* rehetra, na teratany izy na vahiny, ka mihinana biby maty ho azy, na biby noviravirain’ny bibidia,+ dia hanasa ny akanjony ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.
15 Ary ny olona* rehetra, na teratany izy na vahiny, ka mihinana biby maty ho azy, na biby noviravirain’ny bibidia,+ dia hanasa ny akanjony ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.