Ezekiela 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+ Ezekiela 36:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ry zanak’olona, nonina teo amin’ny taniny ny taranak’Israely, nefa nandoto azy io izy ireo, tamin’ny fitondran-tenany sy ny fanaony.+ Nanjary naloto toy ny vehivavy maloton’ny fadimbolana ny fanaon’izy ireo, teo imasoko.+
10 Misy mampiharihary ny fitanjahan-drainy eo aminao,+ ary misy mampietry vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany.+
17 “Ry zanak’olona, nonina teo amin’ny taniny ny taranak’Israely, nefa nandoto azy io izy ireo, tamin’ny fitondran-tenany sy ny fanaony.+ Nanjary naloto toy ny vehivavy maloton’ny fadimbolana ny fanaon’izy ireo, teo imasoko.+