5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah.
31 Dia hesoriny daholo ny tavin’ilay+ fanatitra, tahaka ny nanesorana ny tavin’ny sorona iombonana.+ Hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+ Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotan’ilay olona, ka havela ny helony.+